Você está na página 1de 20

Fizahatakilaka

•Teny mialoha
•Ody fitia hoany kristiana
•Misarika mbandy na sipa
•Maso mijery mitondra mody
•Teny mampanaiky
•Tsiky mambabo bandy na sipa
•Hitangoronany sipa na bandy
•Mamiratra foana
•Ranomaity mahagaga
•Taolana mahagaga
•Rutiel mandaitra
•Fanalana ody fitia
•Purification
•Fanazavana
Teny mialoha
• Tsy natao hoany lehilahy irery na vehivavy iany ty fomba ity fa natao
hoazay liana @resaka ody fitia sy ny fanalana ody fitia

• Niainga avy atsy africa ny fikarohana voaloha sy andrana ka ita fa


nahomby dia indro zaraina ho aminao mambre ato aminy sky majia
izany

• Eto dia tsy atahorana hampade alina ny ody ataotsika


• Fa mila fasahiana kosa anefa mba ampahomby ny voka
mpikarohana vita
• Koa mazotoa ary mampiatra lesona
Ody fitia hoany kristiana
• Ny fahendrena sy ny fahamaotinana dia ody fitia tsara hoany
rehetra
• Indrindra hoany kristiana
• koa araho tsara ary ny toromarika

• Aza jejo jejo?manaja ray sy reny


• Manaja ny mpuaramiangona?
• Asehoy fa miavaka @ hafa ianao
• Miaraha mivory @olondehibe
• Mahaiza mizara fitiavana
Misarika bandy na sipa
• Alaivo ny masony alika mainty
• citron 7 masaka tsara
• Fleur de rose africa 3 maina tsara
• Atono ny masonaliaka mba ahazaoana poudre
• Totoina ny fleur mba ahazoana poudre
• Potserina ny citron mba ahazaoana jus
• Afangaro @jus ny poudre rehetra
• Ary arotsaka @rano fandroana avy eo
• Fa ny bandy na sipa tsy taitra aminao efa tsy olona itsony ra
vitanao zany
Maso mijery motondra mody
• Mangala citron masaka tsara 7
• tazomy ny amaninao isaliny alina mandritra 7 andro
• Ka rehefa mamany vao maraina dia alaivo lay amany miteboka kely in3
farany iny
• Afangaro aminy ranona citron 1

• Arotsahy tandrifiny anaka andriamaso


• Mangirifiry sy maharay io fa mba miaritra kely aloha ee

• Atao hoatrizay daholi ny amany st ny cutron mandritra ny 7 andro


• fa na sipa na bandy vao tafajery ny masonao dia ainao ny tohiny
Teny mampanaiky
• Alaivo ny aferony voay vavy vatony
• Vatony hoy aho
• Didio aminy lam ny afovoany lela
• Rotsahy ny afero
• tandremo sao voatelina alona 15 min
• Ao ambava io dia arora avieo
• Ra nbola ny vavanao no misokatra tsimaintsy manaiky
• Na sipa na bandy
• Natokana hoany fitiavana iany
Tsiky mambambo bandy na sipa

• Osory miel pure ny molotrao


• Mangalaha grain de poivre noir 3
• Sakaypilokely 7 masaka tsara
• Ataovy anbany lela ireo
• Tandremo sao voatsako aa?

• Fa na bandy na sipa mifanojo maso aminy tsikinao


• Dia ainao ny tohiny
Hitangoronany bandy na sipa
• Alaivo ny ranonorana tsy nandalovamby na vato na hazo na
tany na bozaka
• Tatazo @plastique??

• Magalaha soufre jeaune


• Alamo
• Siramany gasy?
• Ataovy tonga poudre avy ka atao mitovy fatra
• Afangarohy @ranonorana
• Arotsahy @rano gandroanao
Mamiratra foana
• Mangalaha
• Feuiles de banane jeaune
• Taneho aminy rano madio tsara 3litre mandritea ny
30 minite
• sotroina ny 1litre fa ny 2 arotsaka @rano fandroana
mandritra ny 7andro

• Fa hatraminy efa vadinolona aza mbola ho taraiky


aminao foana
Ranonainty mahagaga
• Mangala taratasy fotsy
• soraty ny anarany lay olona tianao
• Ny anarany feno aa?
• mampiasa boaty kely vita @vi
• Manamboara ranomainty maintso
• Alaivo ny ravina verveine maina ataovy ho poudre
• Dory ny tarataay ho poudre
• Arotsahy anaty ranomainty sady miteny hoe ANAEL
• zay taratasy soratinao aminio ranomainty io dia mahagaga fa azahoanao
valiny mahafampo
• Manova penina vaovao isakiny manoratra
Taolana mahagaga
• Mitadiava sahona 1 ny zoma mbola tsy vaki masoandro
• Fonosy tampadamba mena ary ataovy anaty boaty vi
• Asio loaka kely sivy ny boate
• Aleveno ampototriny hazo misy vitsika lehibe
• Totofy @tongotra akavia sady miteny hoe
• Aoka mba ho tonga amizay iriko ianao
• Rehefa miala teo dia tsy mahazo mierika

• Afaka 9 andro dia alaivo ny boaty fa ahita taolana2 ao uanao


• Ny 1 toi ny ranjo ny 1 misy bakany
• Ilay ranjo no ampiasaona rwhefa aka fitiavana
• F ilay baka kosa fandroahana
Fanalana ody fitia mahery vaika

• Alaivo ny mandrava sarotra sahabo 1njehy


• Tazomy ny amanunao vao maraina
• Mangalaha sahabo 3ny sotro ndasopy
• Taneho @ rano madio mandritra ny 30 minite
• Ny amaninao siny mandrava aarotra
• Isotrohy kely
• Dia arotsahy aminy rano fandroanao
Purification
• Aminireo fomba rehetra ireo dia tsimaintsy
manao fanadiovambatana ianao
• Mba ampandaitra ny zavadrehetra
• Fa raha tsy zany dia very maina ny ezaka tianao
ho tratrarina
Fanazavana
• Na efa nisy boky nanazava momba ny fampiasana ny amany
aza nomena atsika dia mety musy no mbola tsy mahafantatra
• Maro no mihevitra fa ny amany dia ratsy
• Tsia hoy zahay
• Ny amany dia fanafody mahery vaika @zay ampiasaina azy fa ts
arak ilay noheritseretinao
• Rano feno energie mahonby ny amany ra izay no azo ilazana
azy

• Andramo ange rw fomba reo ee


Adresy ifandraisana
• Facebook
• secreny tontolo majika si ny spiritualite

• E-mail
• Naina randrianarivony@gmail.com
Famaranana
• Izahay dia mirary ny fahombiazana ho anao ao anatiny tontolo
majika

Maitre RAMANATSOAVINA

Você também pode gostar